Mamolavola tanàna, mamolavola fiaraha-monina.

Noho ny fahatsapana amin’ny tokony handraisana andraikitra aingana amin’ny fandrafetana sy fanajariana ny tanàna. Noho ny gaboraraka izay hita momba ny fanorenan-trano sy ny toeram-ponena.

Noho ny faharesena lahatra amin’ny maha-zava-dehibe ny mibanjina sahady ireo ny fanamby miandry amin’ny taona ho avy hifanesy Izahay, Tanàna 4.0, dia mivondrona hiara-hisalahy sy hanambatra ny hery amam-pahaizanay, hisaina, handinika sy hamolavola ny fanorenana tanàna ary hanaja ny lafiny rehetra amin’ny maha Tanàna ny Tanàna : olombelona, tontolo iainana, kolontsaina,…..

Ny tanàna tokoa mantsy dia tsy fivondronana trano fotsiny, fa rafitra sy singa izay mila harindra. Eo ny hita-maso ary eo kosa ny tsy hitamaso izay mifandray sy tsy afa misaraka.

Mba handalinana sy hamaritana ireo rafitra sy singa ireo, ny Tanàna 4.0 dia sehetra iraisan’olon-tsotra avy aminy taranja maro mifandray sy mifameno toy ny arkitekta, projetista, mpanjary tanànan-dehibe, mpahay toe-karena…

__________

Shaping a city is shaping a society

Being aware it is urgent to intervene facing the blatant failure in the way the city is shaped

Being convinced it is important to anticipate the challenges that are looming in the field of urban development in the coming years,

We, Tanàna 4.0 have decided to unite our strengths and skills in order to think, ponder on, plan, project the building of our Tanàna while respecting all the dimensions which are making a city what it is: human, ecology, technology, heritage…

Because a Tanàna, beyond a group of buildings, is a system made of visible and invisible elements, formal and informal which are interlocked with one another.

In order to better grasp and apprehend all these dimensions, Tanàna 4.0 puts together profiles from various fields such as architecture, design, urban planning, economy, etc.

__________

Façonner une ville, c’est façonner une société.

Conscient.e.s de l’urgence d’intervenir face à la faillite flagrante sur la manière de façonner la ville,

Convaincu.e.s de l’importance d’anticiper les défis qui nous guettent en matière de construction urbaine dans les années à venir,

Nous, Tanàna 4.0, sommes décidé.e.s d’unir nos forces et nos compétences pour penser, réflechir, planifier, projeter la fabrication de nos Tanàna dans le respect de toutes les dimensions qui font d’une ville une ville : humain, écologie, technologie, patrimoine…

Car au-delà d’un ensemble de bâtiments, un Tanàna est un système constitué d’éléments visibles et invisibles, formels et informels, enchevêtrés les uns aux autres.

Pour mieux saisir et appréhender toutes ces dimensions, Tanàna 4.0 réunit des profils issus de disciplines diverses : architecture, design, urbanisme, économie…

L’équipe de TT-Tanàna 4.0